➡️ Nandritra ny dia tany Mananjary dia nitsidika sy nijery ny fahavoazan’ny LTP sy CFPF ny delegasionina izay notarihan’ny Ramatoa Ministra VAVITSARA Gabriella sy ny Ambasadaoro ny Frantsa miasa sy monina eto Madagasikara Christophe BOUCHARD.
🚫 Hatreto dia mbola tsy afaka miverina mianatra ny mpianatra nohon’ny fahasimban’ireo efitrano fianarana. العاب تجني منها المال
🤝Vokatry ny fiaraha-miasa hatrany, dia nanome toky ny Ambasadaoro fa hanampy ny amin’ny fanarenana haingana ireo fotodrafitrasa simba, mba ahafahan’ireo mpianatra miverina mianatra haingana. شرح لعبة بلاك جاك
➡️ Nandritra ny fitsidihana ihany koa, dia notoloran’i Ramatoa Ministra vatsy ireo traboina izay mitoby ao amin’ny faritry ny sekoly.
« Olo-mahay raha tsy very mandeha »
©️Cabinet METFP
Photos: Scom METFP