METFP – DRETFP ATSINANANA : Fanolorana mari-panofanana

METFP – DRETFP ATSINANANA : Fanolorana mari-panofanana

METFP – DRETFP ATSINANANA : Fanolorana mari-panofanana

⭐Tanora 2414, ka manana fahasembanana ny 17 amin’izy ireo, no notolorana mari-panofanana ny 26 martsa 2022, taorian’ny fiofanana « Apprentissage aux métiers de Base » (AMB) izay nokarakarain’ny fitaleavam-paritry Fampianarana Teknika sy Fanofanana arak’Asa Atsinanana.

➡️Nisitraka fahaiza-manao momba ny « cuisine, pâtisserie, confection pavé, pose pavé, fabrication parpaing, pose carreaux, peintre  » ireo mpiofana. كيف تربح في مراهنات كرة القدم

➡️Nasian-dRamatoa Ministra lanja manokana ireo manana olana ara-pahitana, hatao dikan-teny « braille » ny mari-piofanana azon’izy ireo. مواقع لربح المال
Efa misy ny rafitra tantanan’ny Ministera mampiofana ny olona marefo sy manana fahasembanana

📌Tanjona ny ahafahan’izy ireo miasa avy hatrany aorian’ny fiofanana narahina izay mamaly ny filan’ny faritra.

« Olo-mahay raha tsy very mandeha »
©️SCOM METFP/ Mars 2022

𝗠𝗘𝗧𝗙𝗣 I 𝗢𝗡𝗚 𝗦𝗼𝗹𝗮𝗶𝗿𝗲 𝘀𝗮𝗻𝘀 𝗳𝗿𝗼𝗻𝘁𝗶è𝗿𝗲𝘀 : 𝗵𝗶𝗿𝗼𝘀𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗺𝗽𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮 𝗲𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝘀𝗲𝗵𝗮𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗮𝗻𝗴𝗼𝘃𝗼 𝗮𝘇𝗼 𝗮𝘃𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗵𝗲𝗿𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗺𝗮𝘀𝗼𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle