METFP : Fananganan-tsaina

METFP : Fananganan-tsaina

METFP : Fananganan-tsaina

⭐Niavaka ny fananganan-tsaina ho an’ny mpiasan’ny Ministeran’ny Fampianarana Teknika sy Fanofanana arak’Asa sy ireo vehivavy avy amin’ny ivon-toeram-panofanana samihafa, ny Alatsinainy 7 mars 2022.

➡️Tety amin’ny ivon-toeram-panofanana ho an’ny vehivavy CFPF Tsimbazaza no nanatanterahana izany. Fotoana niarahan’ny mpiasa rehetra eto amin’ny METFP manamarika  ny andro iraisam_pirenena ho an’ny zon’ny vehivavy. لعب روليت حقيقي

📌 Lohahevitra amin’ity taona 2022 ity ny hoe: »Viavy miavotse, miatrika sy mifanampy, taratry ny fitovian-jo sy antoky ny fandrosoana lovain-jafy. موقع بوكر  »

✅Antsirabe no mandray ny ivon’ ny fankalazana nasionaly, efa any an_toerana hanatrika izany ny Minisitry ny Fampianarana Teknika sy Fanofanana arak’Asa ka Ramatoa Sekretera Jeneraly no nitondra ny teny firariantsoa ho an’ny mpiasa rehetra nandritra ny fananganan_tsaina. Nambarany fa « tsy voatery ho ravaky ny tokantrano fotsiny ny vehivavy fa afaka mahavelotena mba ho antoky ny fampandrosoana ».

 » Olo-mahay raha tsy very mandeha « 
©️SCOM METFP/ Mars 2022

𝗠𝗘𝗧𝗙𝗣 I 𝗢𝗡𝗚 𝗦𝗼𝗹𝗮𝗶𝗿𝗲 𝘀𝗮𝗻𝘀 𝗳𝗿𝗼𝗻𝘁𝗶è𝗿𝗲𝘀 : 𝗵𝗶𝗿𝗼𝘀𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗺𝗽𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮 𝗲𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝘀𝗲𝗵𝗮𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗮𝗻𝗴𝗼𝘃𝗼 𝗮𝘇𝗼 𝗮𝘃𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗵𝗲𝗿𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗺𝗮𝘀𝗼𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle