METFP – FARITRA ANÔSY

METFP – FARITRA ANÔSY

METFP – FARITRA ANÔSY

Nitsidika ara-pombam-panajana ny Governoran’ ny Faritra Anosy, Jocelyn RAHARIMBOLA, ny Minisitry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa, RAHANTANIRINA Vavitsara Gabriella

Nisongadina taminizao dinika izao, ny fomba fihitaran ‘ny fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa ao amin’ny faritra Anosy, hijerena ifotony ny filan’ny faritra mba hamaly ny tsenan’ny asa.

Misy ny vina hanorenana ivotoeram-pampiofana vaovao ao Farady hampitombo ny fahaiza-manaon’ny Tanora ao an-toerana.
Hamifisina ihany koa ny fiaraha miasany lisea Teknika sy CFP amin’ny orinasa ao an-toerana sy ny eo anivonny governora amin’ny lafiny “chantier école” na ny fizaran’asa.
Natao moa izany ho fanatsarana ny kalitaonny Fanofanana.

“Olo mahay raha tsy very mandefa”
© CELCOM METFP/ novembre 2022

𝗠𝗘𝗧𝗙𝗣 I 𝗢𝗡𝗚 𝗦𝗼𝗹𝗮𝗶𝗿𝗲 𝘀𝗮𝗻𝘀 𝗳𝗿𝗼𝗻𝘁𝗶è𝗿𝗲𝘀 : 𝗵𝗶𝗿𝗼𝘀𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗺𝗽𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮 𝗲𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝘀𝗲𝗵𝗮𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗮𝗻𝗴𝗼𝘃𝗼 𝗮𝘇𝗼 𝗮𝘃𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗵𝗲𝗿𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗺𝗮𝘀𝗼𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle