METFP – FARITRA ATSIMO ANDREFANA : Fitsidihana ny CFP Milenaky

METFP – FARITRA ATSIMO ANDREFANA : Fitsidihana ny CFP Milenaky

METFP – FARITRA ATSIMO ANDREFANA : Fitsidihana ny CFP Milenaky

➡️Tao aorian’ny Toliara, dia nizotra nankany amin’ny Kaominina Ambanivohitra Milenaky indray ny delegasiona notarihin’ny Ministry ny Fampianarana Teknika sy Fanofanana arak’Asa, Ramatoa VAVITSARA Rahantanirina Gabriella, ny folakandron’ny Talata 26 Aprily. Na dia teo aza ny andro ratsy, dia tsy nahasakana ireo mpiara-miasa sy ireo mpianatra ao Milenaky ny hihaona amin-dRamatoa Ministra, mba hahafan’izy ireo mitafa sy manao tatitra ny zavatra iainan’izy ireo. موقع المراهنات

📌Nanambara ny Ministra fa hiezaka ny fitondram-panjakana fa hanokatra lalam-piofanana vaovao izay mifandraika amin’ny filàn’ny mponina ao an-toerana.
Notokanana nandritra io andro io ihany koa ny tsangam-bato manamarika ny roambifolo taona niorenan’ny CFP ao Milenaky. الرهان في سباق الخيل

« Olo mahay raha tsy very mandeha »
©️CABINET METFP/ Avril 2022

𝗠𝗘𝗧𝗙𝗣 I 𝗢𝗡𝗚 𝗦𝗼𝗹𝗮𝗶𝗿𝗲 𝘀𝗮𝗻𝘀 𝗳𝗿𝗼𝗻𝘁𝗶è𝗿𝗲𝘀 : 𝗵𝗶𝗿𝗼𝘀𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗺𝗽𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮 𝗲𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝘀𝗲𝗵𝗮𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗮𝗻𝗴𝗼𝘃𝗼 𝗮𝘇𝗼 𝗮𝘃𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗵𝗲𝗿𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗺𝗮𝘀𝗼𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle