METFP – FARITRA ATSIMO ANDREFANA : Fitsidihana ny LTP sy CFPF Toliara

METFP – FARITRA ATSIMO ANDREFANA : Fitsidihana ny LTP sy CFPF Toliara

METFP – FARITRA ATSIMO ANDREFANA : Fitsidihana ny LTP sy CFPF Toliara

➡️Ny fitsidihana ny CFPF tao Andabizy ndray no nisantatra ny fitsidihana ny tananan’i Toliara anio 26 Aprily.
Ahitana lalam-piofanana miisa 3 ny CFPF Toliara, dia ny « cuisine et pâtisserie », « informatique » ary ny zaitra. لعبة بينجو Tsy tonga nitsidika fotsiny i Ramatoa Ministra VAVITSARA Rahantanirina Gabriella, fa nitondra fitaovana hampiasaina hanaovan’ireo mpiofana fampiharana.

✅Taorian’ny CFPF, dia nitsidika ny LTP Toliara ny delegasiona notarihin-dRamatoa Ministra. Nandritra ny fitsidihana dia taratra avy hatrany ny fahasimban’ireo foto-drafitr’asa, ary indrindra ny tsy fahampian’ny fitaovana. لعبت روليت
Nandritra ny lahateniny, dia naneho ny fialantsininy tamin’ireo mpianatra ny Ministra, ary nanambara sy nanome toky fa hanarina ny LTP Toliara. بينجو لعبة
Nifarana tamin’ny fizarana mari-piofanana ho an’ireo mpiofana 60 mianadahy ny lanonana.

« Olo mahay raha tsy very mandeha »
©️CABINET METFP/ Aprily 2022

𝗠𝗘𝗧𝗙𝗣 I 𝗢𝗡𝗚 𝗦𝗼𝗹𝗮𝗶𝗿𝗲 𝘀𝗮𝗻𝘀 𝗳𝗿𝗼𝗻𝘁𝗶è𝗿𝗲𝘀 : 𝗵𝗶𝗿𝗼𝘀𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗺𝗽𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮 𝗲𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝘀𝗲𝗵𝗮𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗮𝗻𝗴𝗼𝘃𝗼 𝗮𝘇𝗼 𝗮𝘃𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗵𝗲𝗿𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗺𝗮𝘀𝗼𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle