METFP – METALLIKIT : Fanolorana fitaovana hanarenana ny CFP Ampanefena

METFP – METALLIKIT : Fanolorana fitaovana hanarenana ny CFP Ampanefena

METFP – METALLIKIT : Fanolorana fitaovana hanarenana ny CFP Ampanefena

👉Nandritra ny fandalovan’ny Ramatoa Ministra VAVITSARA Rahantanirina Gabriella tany Vohémar ny taona 2021 lasa teo, dia tsikaritra fa misy fahasimbana ny tafon’ny efitrano roa (02) ao amin’ny Centre de Formation Professionnelle (CFP) Ampanefena, ka mila fanarenana.

👍Nampanantena moa ny Ministra fa hiezaka hatrany ny fitondram-panjakana hanampy sy hanavao ireo toeram-panofanana ireo ho entina hatrany hanatsarana ny kalitaon’ny fampianarana. العاب اون لاين مجانا

👉 Vokatr’izany dia nanolotra tafo ho entina hanarenana ny CFP Ampanefena ramatoa Ministra izay azo tamin’ny fifanarahana nisy teo amin’ny orinasa Metallikit izay soloan’andriamatoa Fabrice DINS tena, tale misahana ny ara-tekinika. كازينو وليام هيل

🤝Anio 05 jolay no natolotry ny Ministra an’Andriamatoa solombavambahoaka EDIZAR voafidy tao Vohémar ireo fitaovana ireo, nanatrika izany ny Directeur du Patrimoine et de la Logistique ny METFP, sy ny Directeur Technique ny orinasa Metallikit

« Olo-mahay raha, tsy very mandeha »
©️ CABINET METFP/Juillet 2022

𝗠𝗘𝗧𝗙𝗣 I 𝗢𝗡𝗚 𝗦𝗼𝗹𝗮𝗶𝗿𝗲 𝘀𝗮𝗻𝘀 𝗳𝗿𝗼𝗻𝘁𝗶è𝗿𝗲𝘀 : 𝗵𝗶𝗿𝗼𝘀𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗺𝗽𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮 𝗲𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝘀𝗲𝗵𝗮𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗮𝗻𝗴𝗼𝘃𝗼 𝗮𝘇𝗼 𝗮𝘃𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗵𝗲𝗿𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗺𝗮𝘀𝗼𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle