METFP : VOIN-KAVA MAHATRATRA

METFP : VOIN-KAVA MAHATRATRA

METFP : VOIN-KAVA MAHATRATRA

Ho fanampiana ireo mpiray tanindrazana tra-boina vokatry ny andro ratsy sy n’y voka-dratsiny, dia nitondra ny anjara birikiny ny avy amin’ny Ministeran’ny Fampianarana Teknika sy fanofanana arak’asa :

  • Vary : 2,5 T
  • Savony : 920
  • Nouilles : 25 baoritra
  • Brioche : 1000
  • Koba Aina : 5000 fatra
  • Voamaina : 118 kg
  • Akanjo : 9 balles/sacs
  • Siramamy : 5 kg
  • Sira : 11 kg
  • Menaka : 23 L
  • Macaronis : 10 kg
  • Hani-kotrana : 33 kg

Ireo no natolotry ny METFP notarihin’ny Minisitra VAVITSARA Rahantanirina Gabriella teny amin’ny BNGRC, ny talata 25 janoary 2022 .

©️ SCOM METFP / Janoary 2022

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle