Namoaka Mpianatra andiany faha XIX misalotra ny anarana LAFATRA ny ESSVA

Namoaka Mpianatra andiany faha XIX misalotra ny anarana LAFATRA ny ESSVA

Namoaka Mpianatra andiany faha XIX misalotra ny anarana LAFATRA ny ESSVA

Namoaka Mpianatra andiany faha XIX misalotra ny anarana LAFATRA ny ESSVA na Ecole Supérieure Spécialisée de Vakinankaratra androany 18 Desambra 2020.Miisa 218 mianadahy izy ireo no handray ny diplaoma Licence izay mitsinjara amin’ireto seha-piofanana ireto :- Electromécanique- Hôtellerie restauration- Science et technique de l’Education- Communication Journalisme- Ecotourisme- Gestion Management

Tonga nanome voninahitra izao lanonana izao Atoa SAMUEL Rakotondrainy Herimandimby Rajaona, Sekretera Jeneralin’ny METFP izay nisolotena an’Atoa Minisitra , teo ihany koa ny solotenan’ny MESUPRES, Ny lehiben’ny Faritra Vakinanaratra sy ireo olo manam-boninahitra sivily sy miaramila avy eto antoerana sy ny Ambasadaoron’ny SUISSE.Nandritra ny fandraisam-pitenenany dia nanmbara Atoa Sekretera Jenaraly fa antoky ny fampandrosoana ny firenena ny Fampiofanana ny tanora izay hiteraka asa mendrika sy mahavelona azy ireo. betrally Ary tsy nanadino nitsodrano ho an’ireo tanora navita fianarana ireo ihany koa izy mba ho tody soa amin’ny tanjona izay hirin’izy ireo. كيفية لعب لعبة بينجو

DRETFP Vak.

𝗠𝗘𝗧𝗙𝗣 I 𝗢𝗡𝗚 𝗦𝗼𝗹𝗮𝗶𝗿𝗲 𝘀𝗮𝗻𝘀 𝗳𝗿𝗼𝗻𝘁𝗶è𝗿𝗲𝘀 : 𝗵𝗶𝗿𝗼𝘀𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗺𝗽𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮 𝗲𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝘀𝗲𝗵𝗮𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗮𝗻𝗴𝗼𝘃𝗼 𝗮𝘇𝗼 𝗮𝘃𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗵𝗲𝗿𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗺𝗮𝘀𝗼𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle