Olympiade des métiers : i SOLOHARINIANA Larissa no nibata ny amboara

Olympiade des métiers : i SOLOHARINIANA Larissa no nibata ny amboara

Olympiade des métiers : i SOLOHARINIANA Larissa no nibata ny amboara

Ny faritry Vakinankaratra, izay nosoloin-dRamatoakely SOLOHARINIANA Larissa tena, avy ao amin’ny CFP Atsirabe no nisalotra ny laharana voalohany tamin’ny « olympiade des métiers ». Izy noho izany no solontenan’i Madagasikara amin’ny fifaninanana WorldSkills 2022. لعبة البلاك جاك
Akanjo mianjaika, hoentina amin’ny lanonana fankalazana ny fetim-pirenena 26 jona no lohahevitra nifaninanana tamin’izany. Ny zaitra sy ny haingo ary ny famoronana no sehatr’asa fahatelo handraisan’i Madagascar anjara amin’ny « Olympiade des métiers ».
Rehefa nanomana izany nandritry ny atelona izy sivy mianadahy, dia tonga ny fotoana farany nampisehoana izany ampahabehimaso tetsy amin’ny Carlton Anosy ny sabotsy 19 martsa. موقع روليت

Tonga nanome voninahitra ny lanonana Ramatoa VAVITSARA Rahantanirina Gabriella, Ministry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana. رهان كرة القدم « Reharehan’ny firenena ianareo, ary Varavarana misokatra izao fahaizanareo izao ho amin’ny asa mahavelona sy eo amin’ny sehatra iraisam-pirenana », hoy ny lahateniny

 » Olo-mahay raha, tsy very mandeha »
©️ SCOM METFP /Mars 2022

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle