Une convention de partenariat en vue de la mise en place d’une Maison de l’Emploi et de la Formation dans la Région Atsinanana a été signée ce 28 septembre 2023 à Toamasina.
Ce partenariat public-privé a été signé d’un côté par, Monsieur RIVOTIANA Jean Bosco, Ministre du Travail, de l’Emploi, de la Fonction Publique et des Lois Sociales, Madame VAVITSARA Rahantanirina Gabriella, Ministre de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle, le Gouverneur de la région Atsinanana, le Président de la Chambre de Commerce et de l’industrie et de l’autre côté, par les opérateurs économiques dans la Région Atsinanana, en l’occurrence, la Compagnie Générale d’Hydroélectricité de Volobe (CGHV), Ambatovy, la Société du Port à gestion Autonome de Toamasina (SPAT) et la Société de Manutention de Marchandises Conventionnelles (SMMC) d’autres part.
Ayant pour cible les jeunes, les femmes, les personnes en situation de handicap, les travailleurs licenciés et toute la population active, la MEFRA a pour objectif de :
- Considérer la potentialité socioéconomique et les besoins en compétences des entreprises dans le continuum formation/emploi,
- Valoriser la population locale (de la région) en termes d’insertion professionnelle au niveau des entreprises,
- Proposer des services d’information sur la formation et l’emploi permettant d’orienter et d’accompagner la population locale.
Il est à noter que la Compagnie Générale d’Hydroélectricité de Volobe (CGHV) a été mandatée par l’État pour développer l’aménagement hydroélectrique de Volobe, un projet en cours de développement depuis sept ans.
“Olo mahay raha, tsy very mandeha”
© CELCOM METFP/ septembre 2023
Tetikasa MEFRA : “Maison de l’Emploi et de la Formation dans la Région Atsinanana”
Nosoniavina ny 28 septambra 2023 lasa teo, tao Toamasina ny fifanarahana fiaraha-miasa amin’ny fananganana trano misahana ny asa sy ny fanofanana ao amin’ny Faritra Atsinanana (MEFRA).
Io fiaraha-miasa eo amin’ny fanjakana sy ny tsy miankina io dia nosoniavin’Andriamatoa RIVOTIANA
Jean Bosco, Minisitry ny Asa, ny Fampananan’asa asa, ny Asam-panjakana ary ny Lalàna Sosialy, Ramatoa VAVITSARA Rahantanirina Gabriella, Minisitry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa, ny Governoran’ny faritra Atsinanana, ny Filohan’ny Antenimieran’ny varotra sy ny indostria amin’ny andaniny ary ny ankilany, nataon’ny ireo mpandraharaha ara-toekarena ao amin’ny Faritra Atsinanana, toy ny Compagnie Générale de l’Electricité de Volobe (CGHV), Ambatovy, ny Port à gestion Autonome de Toamasina (SPAT) ary ny Société de Manutention de Marchandises Conventionnelles (SMMC).
Mitsinjo sy mikendry ny tanora, ny vehivavy, ny olona manana fahasembanana, ny mpiasa voaroaka ary ny mponina mavitrika ny MEFRA ary mifototra amin’ny :
- Fandinihana ny mety ho toe-karena ara-tsosialy sy ara-toekarena ilain’ny orinasa amin’ny fanofanana/asa,
- Fampiroboroboana ny mponina eo an-toerana (amin’ny faritra) amin’ny lafiny fampidirana matihanina eo amin’ny sehatry ny orinasa,
- Fanolorana tolotra vaovao momba ny fiofanana sy ny asa mba hitarihana sy hanohanana ny mponina eo an-toerana.
Marihina fa ny Compagnie Générale de l’Hydroélectricité de Volobe (CGHV) dia nodidian’ny Fanjakana amin’ny fanajariana ny toho-drano mpamokatra herinaratra ao Volobe, tetikasa an-dalam-pamolavolana mandritry ny fito taona.
“Olo mahay raha, tsy very mandeha”
© CELCOM METFP/ septambra 2023