METFP/ ACADÉMIE L’OREAL PROFESSIONNEL Madagascar
Tao aorian’ny fanaovan-tsoniam-piaraha-miasa ny Alatsinainy lasa teo dia nanaraka Fanofanana momba ny taovolo sy ny fandokom-bolo ireo mpampiofana 20 mianadahy avy amin’ireo ivo-toeram-panofanana teknika sy