METFP – MTEFPLS : Famoahana mpiofana sy fanomezana mari-panofanana
« Mivoatra ny hodidina sy ny fahaiza-manao takiana maneran-tany, noho izany ilaina ny famolavolàna fandaharam-panofanana sy ny lasi-panofanana mifanaraka amin’izany » hoy Ramatoa VAVITSARA Rahantanirina