Faritra Androy – Kaominina Ambondro, Fokontany Lamitihy Mahazoarivo sy Ankiliromotse.
➡️Ankoatra ny toerana fanodinana raketa tao Ambazoa, izay vatsian’ny PNUD vola, ny fokontany Mahazoarivo sy Ankileromotse dia nisitraka milina famokarana menaka vita avy amin’ny kinana.