Faritra Analamanga : Fifanaovan-tsoniam-piaraha-miasa amin’ireo mpiara-miobon’antoka
Tontosa ny Zoma faha 12 novambra ny fifanaovan-tsoniam-piaraha-miasa eo amin’ny Fitaliavam-paritry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa Analamanga sy ny: Hôtel Panorama Institut National