Tagnamaro, andron’ny olom-pirenana

Tagnamaro, andron’ny olom-pirenana

Tagnamaro, andron’ny olom-pirenana

🔴Teny amin’ny Lycée technique professionnel (LTP) sy ny Centre de formation profesionnelle (CFP) Ampasampito no nanaovana ny Tagnamaro, andron’ny olom-pirenena androany sabotsy faha 17 febroary 2024 ho an’ny Minisiteran’ny Fampianarana teknika sy ny Fanofanana arak’asa. Nitarika izany teny an-toerana ny Minisitra Lalatiana RAKOTONDRAZAFY.

🔴Nandray anjara mavitrika ny mpiara-miasa avy amin’ny Minisiteran’ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’asa, ary ireo mpianatra avy ao amin’ireo sekoly roa ireo.

🔴Efa ela no tsy nisy fanamboarana ny LTP sy ny CFP eny Ampasampito. Betsaka, arak’izany, ny asa tokony ho atao, izay tsy ho vita ao anatin’ny iray andro. Izany no nahatonga an-dRamatoa Minisitra, Lalatiana RAKOTONDRAZAFY, hanao antso amin’ny mpiara-miasa sy ireo mpianatra ary ny Ray aman-dReny hifanome tanana ho fanohizana ny asa.

🔴Hotohizana isaky ny asabotsy ny fanamboarana, mandra-pahavitan’ny asa izay azo tanterahina amin’ny alalan’ny “Tagnamaro”

“Olo mahay raha tsy very mandeha”

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle