Tagnamaro DRETFP Betsiboka, volana Jona 2024

Tagnamaro DRETFP Betsiboka, volana Jona 2024

Tagnamaro DRETFP Betsiboka, volana Jona 2024

🔴“Madagasikara mandroso,Malagasy miara-mientana amin’ny fitiavan-tanindrazana”

🔴Amin’izao ankatokin’ny fankalazana ny faha-64 taonan’ny fetim-pirenena Malagasy izao dia niompana tanteraka tamin’izany ny hetsika TAGNAMARO tamin’ity faha 15 Jona 2024 ity teto amin’ny DRETFP Betsiboka.

📌Nitondra fanatsarana sy fanavaozana ny toeram-pananganan-tsaina.

📌Nohatsaraina ireo rari-biriky izay mamefy ny zaridaina miodidina ny kianja fananganan-tsaina mba hanome endrika vaovao.

📌Nohavaozina ny lokon’ireo soratra vaventy vita amin’ny vato manamarika ny LTP Maevatanana, sy ny sarin-tany Madagasikara lehibe vita amin’ny vato eo afovoan’ny kianja fananganan-tsaina.

🔴Ny ekipa rehetra mpiara-miasa eto amin’ny Fitaleavam-paritra ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’asa Betsiboka no niara-nisalahy tamin’izany izay notarihin’ny Talem-paritra, teo ihany koa ireo Mpampianatra sy ireo mpianatra miofana avy ao amin’ny LTP Maevatanana miaraka amin’Atoa Proviseur ny LTP Maevatanana.

📌Nampahatsiahivina hatrany ny maha-zava-dehibe ny hetsika TAGNAMARO.

“Olo mahay raha tsy very mandeha”

𝗠𝗘𝗧𝗙𝗣 I 𝗢𝗡𝗚 𝗦𝗼𝗹𝗮𝗶𝗿𝗲 𝘀𝗮𝗻𝘀 𝗳𝗿𝗼𝗻𝘁𝗶è𝗿𝗲𝘀 : 𝗵𝗶𝗿𝗼𝘀𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗺𝗽𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮 𝗲𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝘀𝗲𝗵𝗮𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗮𝗻𝗴𝗼𝘃𝗼 𝗮𝘇𝗼 𝗮𝘃𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗵𝗲𝗿𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗺𝗮𝘀𝗼𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle