TETIK’ASA MIVOATSE : Morondava, Faritra MENABE

Ny faritra Menabe no faritra voalohany nosafidian’ny Fiadidian’ny Repoblika amin’ny hanombohana ny tetikasa MIVOATSE , izay mifantoka amin’ny fampananan’asa mendrika ny Tanora ( Velirano 6 ), amin’ny alalan’ny fanofanana asa fototra mba hananan’ny faritra ihany koa fahaleovantena ara-tsakafo.

Hisy noho izany, mandritra ny folo (10) andro, ny fanofanana arak’asa, izay sahanin’ny Ministeran’ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’asa ary ny fitaleavam-paritra ETFP Menabe. الروليت اون لاين
Fiofanana mahakasika ny :

  • Briques en Terre Compressées (BTC)
  • Installation de plaque solaire
  • Ouvrage métallique
  • Gestion simplifiée
  • Pâtisserie

Izany fanofanana izany dia hisandrahaka amin’ny distrika sy kaominina maro : Morondava, Bélo sur Tsiribihina, Mahabo ary Miandrivazo. Maro ireo tanora no liam-panofanana sy fivoarana eto amin’ny faritry Menabe, porofon’izany ny fahatongavan’izy ireo nisoratra anarana avy hatrany. سباق الأحصنة

 » Ny olo-mahay raha, tsy very mandeha « . موقع المراهنات العالمي
Morondava, 24 mai 2022
©️SCOM METFP/Mai 2022

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Formation FPQ/AMB

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle