Zah@ Geek 2.0 ouvre officiellement ses portes ce 30 juin et 1er juillet 2023 à la Gare Soarano. L’ouverture a été honorée par la présence de Monsieur Tahina RAZAFINDRAMALO, Ministre du Développement Numérique, de la Transformation Digitale, des Postes et des Télécommunications, de Madame VAVITSARA Rahantanirina Gabriella, Ministre de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle, de Son Excellence Monsieur l’Ambassadeur d’Allemagne, du Coordonnateur des nations unies à Madagascar et du Directeur Général de Orange Madagascar.
Organisé par Orange Digital Center Madagascar et ses partenaires, cette édition 2.0 rassemblera durant les deux jours près de 3 000 𝐣𝐞𝐮𝐧𝐞𝐬 𝐚̀ 𝐥𝐚 𝐫𝐞𝐜𝐡𝐞𝐫𝐜𝐡𝐞 𝐝’𝐞𝐦𝐩𝐥𝐨𝐢 et 30 𝐞𝐧𝐭𝐫𝐞𝐩𝐫𝐢𝐬𝐞𝐬 𝐫𝐞𝐜𝐫𝐮𝐭𝐚𝐧𝐭 dans les métiers IT/SI & Digital.
ZAHA GEEK 2.0 est une occasion unique de booster l’insertion professionnelle des talents et de pourvoir les métiers du numérique.
Au programme:
📍Recrutements
📍Ateliers RH
📍Conférences thématiques
📍Masterclass
📍Hackathon
📍Live Coding
📍Réalité virtuelle
📍E-sport
“Olo mahay raha, tsy very mandeha”
© CELCOM METFP/ juin 2023
ZAHA GEEK 2.0: Fampirantiana momba ny asa nomerika eto Madagasikara
Misokatra amin’ny fomba ofisialy ny 30 jona sy 01 jolay 2023 eny amin’ny Gara Soarano ny Zah@ Geek 2.0. Nanome voninahitra ny fanokafana Andriamatoa Tahina RAZAFINDRAMALO, Minisitry ny fampandrosoana nomerika, ny fanovana nomerika, ny paositra sy ny fifandraisan-davitra, Ramatoa VAVITSARA Rahantanirina Gabriella, Ministry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa, SEM Masoivohon’i Alemana, ny Mpandrindra ny Firenena Mikambana eto Madagasikara ary ny Tale Jeneralin’ny Orange Madagascar.
Nokarakarain’ny Orange Digital Center Madagascar sy ireo mpiara-miombon’antoka aminy, ity andiany 2.0 ity ary mampivondrona mandritry ny roa andro ireo tanora maherin’ny 3 000, mpiantsehatra 30 kosa no vonona hanome asa momba ny nomerika ho an’ireo tanora liana amin’izany.
ZAHA GEEK 2.0 dia natao hanamafisana ny fampidirana ho matihanina ireo talenta ary ho fampiroboroboana ny asa nomerika.
Mandritra ireo roa andro ireo dia hisy:
📍Fandraisana mpiasa
📍Atrikasa HR
📍 Lohabary an-dasy
📍Kilasy master
📍Hackathon
📍Coding mivantana
📍Virtual reality
📍E-sports
“Olo mahay raha, tsy very mandeha”
© CELCOM METFP/ jona 2023