𝗪𝗢𝗥𝗟𝗗 𝗛𝗜𝗡𝗗𝗜 𝗗𝗔𝗬

𝗪𝗢𝗥𝗟𝗗 𝗛𝗜𝗡𝗗𝗜 𝗗𝗔𝗬

𝗪𝗢𝗥𝗟𝗗 𝗛𝗜𝗡𝗗𝗜 𝗗𝗔𝗬

Toy ny fanao isan-taona dia tanterahina ny 10 janoary ny fanakalazana ny andro maneran-tany ho an’ny teny Hindi.
Notontosaina tao amin’ny Masoivohon’i Inde tao Tsaralalana izany fankalazana izany ho amin’ity 2025 ity. Tonga nanome voninahitra ny hetsika Ramatoa Minisitry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa #RASOLOARISOA_Marie_Marcelline sy ny Ministry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Atoa MARSON MOUSTAPHA Abdulah ary ny Mpanolotsaina manokan’ny Filohan’ny Repoblika, Atoa RAJOELINA Patrick.
Ny taona 2006 no natomboka ny fankalazana ny teny Hindi ary vokatry ny ezaka nataon’ny fitondram-panjakana Indiana izany. Ity andro ity dia manamarika ny fanekena maneran-tany ny maha zava-dehibe ny teny Hindi, eo amin’ny lafiny kolontsaina sy ny tantara.
Tsara ny manamarika fa efa an-taonany maro ny firenena indiana sy ny firenena malagasy no niara-niasa, indrindra eo amin’ny fampandrosoana ny fanofanana arak’asa ny tanora. Hisy araka izany, tetikasa hiarahan’ny Masoivohon’i Inde sy ny Ministeran’ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa, entina hampivoarana ny tontolon’ny fampiofanana ny tanora eto Madagasikara.

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle