Fanokafana ny taom-panofanana/pianarana 2021-2022 tao amin’ny LTP Miarinarivo
Tao amin’ny Lisea teknika Miarinarivo no nanatrehan-dRamatoa Minisitry ny Fampianarana Teknika sy Fanofanana arak’Asa, ny fanombohana ny taom-panofanana/pianarana 2021-2022. Ny famerenana ny hasin’ny Fampianarana Teknika