METFP – FARITRA MATSIATRA AMBONY : Fitsidihana ny LTP Ambalavao
➡️Ambalavao no namaranana ny fitsidiham-paritra notanterahan-dRamatoa Ministra VAVITSARA Rahantanirina Gabriella sy ireo mpanara-dia azy, ny Alakamisy faha 28 Aprily.Avy hatrany dia nitsidika ny Lisea tekinika