05 oktobra : andro maneran-tany ho an’ny mpampianatra sy ny mpanabe
🎯🎯« Ny fanovàna ny fanabeazana dia miainga avy amin’ireo mpampianatra », io no lohahevitra nanamarihana ny andro maneran-tany ho an’ny mpampianatra sy ny mpanabe androany