Andiany EZAKA : Tanora 83 notolorana mari-panamarinana amin’ny fahaiza-manaony
Tao anaty hafaliana sy haravoana tanteraka no nizotra ny lanonam-panolorana ireo mari-panamarinana nahavitana fiofanana ho an’ireo tanora miisa 83 mianadahy nanovo fahalalana teo anivon’ny INFOPRO