Olona miisa 800 no hisitraka ny fampiofanana mahakasika ny asa famakiana vato
Nanokatra ny fampiofanana mahakasika ny asa famakiana vato, handrafetana rarivato, teny amin’ny fokontany Antohibe, Ambohidratrimo, ny Minisitry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa, Lalatiana