Fizarana kara-tany tany Faratsiho
Amin’ny maha-minisitra mpiahy ny faritra Vakinankaratra an-dRamatoa Lalatiana RAKOTONDRAZAFY dia nandray anjara tamin’ny fizarana kara-tany tany Faratsiho, niaraka tamin’ny minisitry ny fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana