Fampahafantarana ny lasi-piofanana mikasika ny sehatr’asa amin’ny angovo azo havaozina avy amin’ny alalan’ny herin’ny masoandro
Nampahafantarina tamin’ny fomba ofisialy androany faha 11 jona 2024 teto amin’ny Ministeran’ny Fampianarana teknika sy ny Fanofanana arak’asa ny lasi-piofanana mikasika ny sehatr’asa amin’ny angovo