
FANOMEZANA TSODRANO SY FIRARIANTSOA IREO MPIANATRA HANDRATO FIANARANA ANY MAROC
Notanterahina ny 26 Desambra 2024 tao amin’ny Amphi B an’ny Minisiteran’ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa ny fanomezana ny tapakila fiaramanidina sy ny vatsin-dalana