Hetsika “Tagnamaro”

Hetsika “Tagnamaro”

Hetsika “Tagnamaro”

Ampahavitrihina no nirosoan’ny mpiara-miasa eto amin’ny Minisitera sy ny fitaleavam-paritry ny Fampianarana teknika sy ny Fanofanana arak’asa eto Analamanga androany sabotsy faha 18 may 2024, .tamin’ny fikolokoloana ny Lysea teknika eto Ampefiloha. 🔴 Namboly voninkazo sy nanao fanadiovana ny tokontany ahakanto ny tontolo fiasana sy fianarana ny rehetra. Tsapa fa efa tafapaka tanteraka amin’ny maro ny lalan-tsaina Tagnamaro izay voafaritra mazava ao anaty Politika nasionalin’ny kolontsaina, lalàna manan-kery eto amin’ny tanin’ny Repoblikan’i Madagasikara..🔴 Toy ny fanao isaky ny sabotsy fahatelon’ny volana dia manatanteraka hetsika “Tagnamaro” toy izao ny Minisiteran’ny Fampianarana teknika sy ny Fanofanana arak’asa sy ireo fitaleavam-paritra ao aminy, hanehoana firaisan-kina ao anatin’ny asa fanatsarana ny fotodrafitrasa eo anivon’ny sekoly.

“Olo mahay raha tsy very mandeha”

kolotsaina, soa iombonana, mahatsiaro ho tompony

Ministeran’ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa

𝗠𝗘𝗧𝗙𝗣 I 𝗢𝗡𝗚 𝗦𝗼𝗹𝗮𝗶𝗿𝗲 𝘀𝗮𝗻𝘀 𝗳𝗿𝗼𝗻𝘁𝗶è𝗿𝗲𝘀 : 𝗵𝗶𝗿𝗼𝘀𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗺𝗽𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮 𝗲𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝘀𝗲𝗵𝗮𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗮𝗻𝗴𝗼𝘃𝗼 𝗮𝘇𝗼 𝗮𝘃𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗵𝗲𝗿𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗺𝗮𝘀𝗼𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle