06 Décembre 2021 : FANANGANAN-TSAINA

06 Décembre 2021 : FANANGANAN-TSAINA

06 Décembre 2021 : FANANGANAN-TSAINA

Napetraka ho fotoana hiarahana maneho adidy sy fitiavana amin’ny firenena ny alatsinainy voalohan’ny volana ho an’ny METFP.

Nanome toromarika ho an’ny mpiara-miasa rehetra Ramatoa Minisitra VAVITSARA Rahantanirina Gabriella :

  • Mitohy ny fanentanana sy ny fitandremana rehetra momban’ny aretina covid-19
  • Miroso amin’ny fanaovam-baksiny faobe ny mpiasa rehetra eto amin’ny METFP androany, vokatry ny fiarahana miasa amin’ny @Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka, izay notolorany fisaorana
  • Andalam-pamaranana ny famadihana ny ECD ho ELD ny ministera, izay hisaorana ny fitondram-panjakana nanome izany
  • Efa miroso ny fikarakarana ny karaman’ny mpampiofana an-tselika, ary miara-miasa akaiky amin’ny @Ministeran’ny Toe-karena sy ny Fitantanam-bola ny METFP

Manentana ny mpiasa rehetra ny ministra hanohy ny ezaka hampandehanana ny asa iombonana eto amin’ny ministera.

« Olo-mahay raha, tsy very mandeha »
©️ SCOM METFP / Décembre 2021

𝗠𝗘𝗧𝗙𝗣 I 𝗢𝗡𝗚 𝗦𝗼𝗹𝗮𝗶𝗿𝗲 𝘀𝗮𝗻𝘀 𝗳𝗿𝗼𝗻𝘁𝗶è𝗿𝗲𝘀 : 𝗵𝗶𝗿𝗼𝘀𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗺𝗽𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮 𝗲𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝘀𝗲𝗵𝗮𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗮𝗻𝗴𝗼𝘃𝗼 𝗮𝘇𝗼 𝗮𝘃𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗵𝗲𝗿𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗺𝗮𝘀𝗼𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle