METFP miady amin’ny Covid-19
Ho fiarovana sy fitsinjovana ny mpiasa eto amin’ny ministera sy ireo fianakaviany, dia notanterahina ny alatsinainy 06 desambra 2021 ny fanaovam-bakisiny teto amin’ny Ministeran’ny Fampianarana

Napetraka ho fotoana hiarahana maneho adidy sy fitiavana amin’ny firenena ny alatsinainy voalohan’ny volana ho an’ny METFP. Nanome toromarika ho an’ny mpiara-miasa rehetra Ramatoa Minisitra