Fankalazana ny 08 Martsa tao amin’ny ivon-toeram-panarenana ireo zaza

➡️Fanofanana hay nahandro, crêpe sy mofo baolina, ireo no nanokafan’ny Fitaliavam-paritry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa Analamanga ny fankalazana ny andro iraisam-pirenana ho an’ny zon’ny vehivavy ny Talata 8 martsa 2022.

📌Tanora miisa105, ka 9 hatramin’ny 18 taona eo amin’ny ivon-toeram-panarenana ireo zaza mania PK18 Ambohidratrimo, no nisitraka izany fanofanana izany. ربح المال من الانترنت

✅Natao indrindra izao fanofanana izao mba hananan’izy ireo fahaleovantena eo amin’ny fahaiza-mahandro, ary hananan’izy ireo asa velon-tena rehefa hivoaka izany ivon-toerana izany. العاب تربح جوائز حقيقية

« Olo mahay raha tsy very mandeha »
©️SCOM METFP/ Mars 2022

𝗠𝗘𝗧𝗙𝗣 I 𝗢𝗡𝗚 𝗦𝗼𝗹𝗮𝗶𝗿𝗲 𝘀𝗮𝗻𝘀 𝗳𝗿𝗼𝗻𝘁𝗶è𝗿𝗲𝘀 : 𝗵𝗶𝗿𝗼𝘀𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗺𝗽𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮 𝗲𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝘀𝗲𝗵𝗮𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗮𝗻𝗴𝗼𝘃𝗼 𝗮𝘇𝗼 𝗮𝘃𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗵𝗲𝗿𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗺𝗮𝘀𝗼𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle