DREFTP DIANA : CFPF AMBANJA

Ny ivontoeram-panofanana ho an’ny vehivavy (CFPF) Ambanja dia manofana tanora sy renim-pianakaviana amin’ny sehatrasa samihafa : tao-zaitra, informatika, hay nahandro.

Tafiditra indrindra anatin’ny fampivoarana ny vehivavy, ny fanofanana sy ny fampanan’asa nitondram-panofanana sy fanamafisam-panofanana ny andiany indray mihira teto ambanja. Rehefa nisitraka fiofanana nandritry ny enim-bolana ity andiany ity dia notolorana mari-panofanana ny zoma 16 septambra 2021.

Nanome voninahitra izany fotoana izany ny Ministry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa, Ramatoa VAVITSARA Rahantanirina Gabriella, izay notronin’ireo manam-pahefana teto an-toerana.
Efa eo ny Olo-mahay raha, hoy Ramatoa Minisitra, fa ny tena ifantohanay indray izao dia ny tsy hahavery mandeha ny mpiofana, izany hoe ny hisian’ny « Adéquation Formation-Emploi ».

« Olo mahay raha tsy very mandeha »
©️SCOM METFP/Septembre 2021

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Formation FPQ/AMB

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle