DRETFP DIANA : Fihaonan’ny Ministra tamin’ireo fikambanan’ny mpanao asa-tanana, ny tanora ary ny vehivavy ary ny Chambre de Commerce
Tao amin’ny efitrano lehiben’ny Kaomina Nosy Be no nihaonan-dRamatoa Ministry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa, VAVITSARA Rahantanirina Gabriella, tamin’ireo fikambanan’ny mpanao asa-tanana, ny