METFP – FARITRA MATSIATRA AMBONY : Fitsidihana ny LTP Ambalavao

METFP – FARITRA MATSIATRA AMBONY : Fitsidihana ny LTP Ambalavao

METFP – FARITRA MATSIATRA AMBONY : Fitsidihana ny LTP Ambalavao

➡️Ambalavao no namaranana ny fitsidiham-paritra notanterahan-dRamatoa Ministra VAVITSARA Rahantanirina Gabriella sy ireo mpanara-dia azy, ny Alakamisy faha 28 Aprily.
Avy hatrany dia nitsidika ny Lisea tekinika tao an-toerana ny delegasiona notronon’ireo manam-pahefana, ary nanolotra fitaovana vitsivitsy hanaovan’ireo mpianatra andrana mandritra ny fiofanana. شرح بوكر Anisany notsidihina tamin’izany ny « atelier » fizàrana asa. Ka hita fa mbola misy fitaovana tsy ampy ao, ahafahan’ireo mpianatra manao andrana.

✅Nanambara ireo olom-boafidy tao an-toerana, anisany izany ny Solombavam-bahoaka sy ny Ben’ny tanana, fa vonona ny hifanome tanana, na ara-tekinika izany na ara-pitaovana. Nanagataka ihany koa izy mba hanitarana ireo lalam-piofanana ao an-toerana, indrindra ny sehatry ny fizahantany.

⏩Marihina fa isany sangany amin’ny fahaizana ny mpianatra ao amin’ny lisea teknika Ambalavao, raha eto amin’ny Faritra Matsiatra Ambony. شرح لعبة بلاك جاك Isany tena manana traikefa tokoa izy ireo, satria dia izy ireo ihany no nanamboatra ny tambohon’ny EPP Alatsinainy. الروليت الامريكي

📌Nandritra ny dinika dia nanambara i Ramatoa Ministra fa vonona hitady famatsiam-bola ahafahana mameno ireo fitaovana tsy ampy. Nambarany ihany koa fa ho jerena akaiky ny fanitarana lalam-piofanana izay mifandraika amin’ny fampiroboroboana ny tanana, dia ny fikirakirana ny landy sy ny sehatry ny fizahantany , ary indrindra hisitrahan’ny tanora asa mendrika.

« Olo mahay raha tsy very mandeha »
©️CABINET METFP/ Aprily 2022

𝗠𝗘𝗧𝗙𝗣 I 𝗢𝗡𝗚 𝗦𝗼𝗹𝗮𝗶𝗿𝗲 𝘀𝗮𝗻𝘀 𝗳𝗿𝗼𝗻𝘁𝗶è𝗿𝗲𝘀 : 𝗵𝗶𝗿𝗼𝘀𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗺𝗽𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮 𝗲𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝘀𝗲𝗵𝗮𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗮𝗻𝗴𝗼𝘃𝗼 𝗮𝘇𝗼 𝗮𝘃𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗵𝗲𝗿𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗺𝗮𝘀𝗼𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle