Tso-drano ho an’ireo hiatrika ny fanadinana “Baccalauréat”

Ry Tanora , zandry , zanaka,

Mahatsiaro anareo manokana ny tenako amin’izao ankatoky ny fanadinana Baccalauréat izao.

Nianatra sy nilofo mafy Ianareo nandritra ny taom-pianarana. لعبة poker Tonga izao ny fotoana hiatrehana ny fanadinana sy hijinjana ny ezaka natao. موقع روليت

Manàna saina tony sy mifantoka eo am-pamakiana ny laza adina.
Mitsodràno anareo ho tafita soa amin’ny fanadinana, hiatrika indray ny tontolon’ny Fampianarana ambony sy ny tontolo arak’asa , hitondra endrika tsara ny Fampianarana Teknika izay namolavola anareo. كيفية لعب البوكر للمبتدئين

« Olo mahay raha ,tsy very mandeha »

VAVITSARA Rahantanirina Gabriella,
Minisitry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa.

𝗠𝗘𝗧𝗙𝗣 I 𝗢𝗡𝗚 𝗦𝗼𝗹𝗮𝗶𝗿𝗲 𝘀𝗮𝗻𝘀 𝗳𝗿𝗼𝗻𝘁𝗶è𝗿𝗲𝘀 : 𝗵𝗶𝗿𝗼𝘀𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗺𝗽𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮 𝗲𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝘀𝗲𝗵𝗮𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗮𝗻𝗴𝗼𝘃𝗼 𝗮𝘇𝗼 𝗮𝘃𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗵𝗲𝗿𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗺𝗮𝘀𝗼𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle