MINISTERE DE L'ENSEIGNEMENT TECHNIQUE ET DE LA FORMATION PROFESSIONNELLE

"Olo mahay raha tsy very mandeha"

METFP

"Olo mahay raha tsy very mandeha"

fanofanana momba ny tao-trano

fanofanana momba ny tao-trano

Mitohy hatrany ny fanofanana momba ny tao-trano  izay atao ao amin'ny LTP Manakara aty amin'ny Fitaleavam-paritry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana ara-kasa Fitovinany. 
Raha tsiahivina moa dia tamin'ny 25 Janoary 2026 lasa teo izy ity no efa nanomboka.
Tanora maromaro mpianatra sy olon-tsotra izay liana amin'ity sehatr'asa ity no misitraka sy manaraka izany fanofanana izany.
"Olo Mahay Raha Tsy Very Mandeha"
Loading…
Loading the web debug toolbar…
Attempt #