𝗙𝗮𝗻𝗼𝗹𝗼𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗳𝗮𝗺𝗽𝗶𝘁𝗮𝗼𝘃𝗮𝗻𝗮 𝗵𝗼 𝗮𝗻'𝗻𝘆 𝗶𝘃𝗼𝗻-𝘁𝗼𝗲𝗿𝗮𝗺-𝗽𝗮𝗻𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮.
Manatanteraka iraka ao amin'ny Faritra Boeny ny Minisitry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak'Asa sy ireo delegasiona miaraka aminy.
Mijery ifotony ny ivon-toeram-panofanana mitsinjo ireo vondron'olona marefo (CRFPPV) Antanimalandy, ary manolotra fampitaovana sy akora fototra ahafahana manao fampiharana.
Teboka iray ahafahana mametraka ny fanabeazana mampiaty ny fanomezan-danja ireo vondron'olona marefo sy manana fahasembanana, ka izany no isany imasoan'ny Minisitera foibe.
#OloMahayRahaTsyVeryMandeha