MINISTERE DE L'ENSEIGNEMENT TECHNIQUE ET DE LA FORMATION PROFESSIONNELLE

"Olo mahay raha tsy very mandeha"

METFP

"Olo mahay raha tsy very mandeha"

𝗙𝗶𝗵𝗮𝗼𝗻𝗮𝗻𝗮 𝘁𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗶𝗿𝗲𝗼 𝘁𝗼𝗺𝗽𝗼𝗻'𝗮𝗻𝗱𝗿𝗮𝗶𝗸𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗲𝗼 𝗮𝗻𝗶𝘃𝗼𝗻'𝗻𝘆 𝗕𝗮𝗻𝗸 𝗢𝗳 𝗔𝗳𝗿𝗶𝗰𝗮 (𝗕𝗢𝗔).

𝗙𝗶𝗵𝗮𝗼𝗻𝗮𝗻𝗮 𝘁𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗶𝗿𝗲𝗼 𝘁𝗼𝗺𝗽𝗼𝗻'𝗮𝗻𝗱𝗿𝗮𝗶𝗸𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗲𝗼 𝗮𝗻𝗶𝘃𝗼𝗻'𝗻𝘆 𝗕𝗮𝗻𝗸 𝗢𝗳 𝗔𝗳𝗿𝗶𝗰𝗮 (𝗕𝗢𝗔).

Nitsidika ara-pombam-panajana an'Andriamatoa Minisitry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak'Asa, TSILEFA Antonio ireo solontena avy amin'ny BOA Madagasikara. 
Aoriana kely dia hiroso amin'ny fanaovan-tsonia fiaraha-miasa ny METFP sy ny BOA, ka nidinika ny fomba hanatanterahana izany ny roa tonta nandritry ny fihaonana androany.
 #OloMahayRahaTsyVeryMandeha