MINISTERE DE L'ENSEIGNEMENT TECHNIQUE ET DE LA FORMATION PROFESSIONNELLE

"Olo mahay raha tsy very mandeha"

METFP

"Olo mahay raha tsy very mandeha"

𝗙𝗮𝗻𝗮𝗻𝗴𝗮𝗻𝗮𝗻-𝘁𝘀𝗮𝗶𝗻𝗮 𝘃𝗼𝗹𝗮𝗻𝗮 𝗠𝗮𝗿𝘁𝘀𝗮

𝗙𝗮𝗻𝗮𝗻𝗴𝗮𝗻𝗮𝗻-𝘁𝘀𝗮𝗶𝗻𝗮 𝘃𝗼𝗹𝗮𝗻𝗮 𝗠𝗮𝗿𝘁𝘀𝗮

Nanatanteraka fananganan-tsaina ny teo anivon'ny Minisiteran'ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak'Asa.
Nitondra ny teny fankasitrahana tamin'ny fanatontosana ny andron'ny ivon-toeram-panofanana manerana ny nosy Andriamatoa Sekretera Jeneraly. Teo koa ny fanentanana amin'ny voin-kava-mahatratra ho an'ny mpiara-miasa any Toamasina. 
Namarana ny fandraisam-pitenenana Andriamatoa Minisitra, TSILEFA Antonio ary nanome ireo toromarika mifanandrify amin'ny fanatrarana ireo tanjon'ny departemanta. Ary amin'izao ankatoky ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an'ny zon'ny vehivavy izao dia nankahery ireo vehivavy rehetra misehatra ato amin'ny fampianarana teknika sy fanofanana arak'asa Andriamatoa Minisitra.
#OloMahayRahaTsyVeryMandeha