MINISTERE DE L'ENSEIGNEMENT TECHNIQUE ET DE LA FORMATION PROFESSIONNELLE

"Olo mahay raha tsy very mandeha"

METFP

"Olo mahay raha tsy very mandeha"

Fiofanana fohy ezaka na AMB / CFPR Ambia

Fiofanana fohy ezaka na AMB / CFPR Ambia

‎Nanomboka androany 03 Mars 2026 ,ny fanofanana fohy ezaka na AMB momban'ny fanaovana mofo mamy na "cuisine et pâtisserie" izay notanterahin'ny teo anivon'ny CFPR Ambia.
‎Olona 31 no nisitraka izany ary maro ny zavatra ampianarina mandritra izany  
‎toy ny galette ,cookies ,cake ,brioche ,ny pizza ,sns,..
‎Aharitra 03 andro ny fanofanana , ary tsapa ny fahavitrian'ny mpianatra sy ny mpampiofana .
‎Natao izao mba ho fitsinjovana ireo vehivavy sy renim-pianakaviana amin'ny sehatry ny fihariana.
‎"Olo mahay raha tsy very mandeha."