MINISTERE DE L'ENSEIGNEMENT TECHNIQUE ET DE LA FORMATION PROFESSIONNELLE

"Olo mahay raha tsy very mandeha"

METFP

"Olo mahay raha tsy very mandeha"

𝗧𝗼𝗮𝗺𝗮𝘀𝗶𝗻𝗮: 𝗙𝗮𝗻𝗮𝗿𝗲𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗟𝗧𝗣 𝗿𝗮𝘃𝗮𝗻'𝗻𝘆 𝗿𝗶𝘃𝗼-𝗱𝗼𝘇𝗮 𝗚𝗘𝗭𝗔𝗡𝗜.

𝗧𝗼𝗮𝗺𝗮𝘀𝗶𝗻𝗮: 𝗙𝗮𝗻𝗮𝗿𝗲𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗟𝗧𝗣 𝗿𝗮𝘃𝗮𝗻'𝗻𝘆 𝗿𝗶𝘃𝗼-𝗱𝗼𝘇𝗮 𝗚𝗘𝗭𝗔𝗡𝗜.

Taorian'ny fandalovan'ny rivo-doza GEZANI dia miroso amin'ny fanarenana ireo fotodrafitr'asa rava ny eo anivon'ny LTP Toamasina. 
Nisy araka izany ny fifanomezan-tanana eo amin'ireo mpiara-miombon'antoka maro sy ny fitondram-panjakana ka nahafahana nampihatra avy hatrany ny fahaiza-manaon'ny mpiofana amin'ny alalan'ny "chantier école". Miezaka hatrany ny tompon'andraikitra eny ifotony amin'ny fanafainganana ny fanarenana ny lisea teknika sy ny ivon-toeram-panofanana mba hanohizana ny fianarana.
Tsara ny manamarika fa efa tonga ireo fitaovam-pianarana avy amin'Andriamatoa Minisitra ka hisitraka izany ireo mpiofana hiatrika ny fanadinana. 
#OloMahayRahaTsyVeryMandeha