Ireto avy ireo sehatra efa manomboka :
-Mécanique Auto : izay mifantoka kokoa aminy fanamboarana sy fikojakojana Bajaj ( tricycle)
-Electricité de bâtiment : Fampianarana fikirakirana herinaratra ao an-tokantrano
#OloMahayRahaTsyVeryMandeha

"Olo mahay raha tsy very mandeha"



"Olo mahay raha tsy very mandeha"