MINISTERE DE L'ENSEIGNEMENT TECHNIQUE ET DE LA FORMATION PROFESSIONNELLE

"Olo mahay raha tsy very mandeha"

METFP

"Olo mahay raha tsy very mandeha"

Tatitry ny herinandro – 30 martsa  2026

Tatitry ny herinandro – 30 martsa 2026

Ny herinandro raha fintinina amin’ny tarehimarika: maherin’ny 8 000 ireo mpisitraka nahazo tombotsoa, fiaraha-miasa miha mari-toerana, fampiofanana nohatsaraina ary  fanaraha-maso tsy tapaka ny mari-drefy.

Firosoana amin'ny fiarovana ny fampiofanana, ary ny fahombiazan’ny mpiofana.
👉 Indro ny famintinana ny herinandro amin'ny alalan'ireo tarehimarika.