Nandray an’Andriamatoa Florian COMTE, “Chief Executive Officer” an’ny orinasa KALDERA i Dr ANDRIAMAMPANDRY Todisoa Manampy.
Nifantoka tamin’ny fanamafisana ny fiaraha-miasa ny fihaonana, indrindra amin’ny fametrahana “centre d’appel interne” ao anatin’ny Ministera, ho fanatsarana ny fifandraisana sy ny fitantanana vaovao.
Ity tetikasa ity dia isan’ny ezaka fanavaozana ara-nomerika ataon’ny Ministera, hanamafisana ny mangarahara sy hanamorana ny tolotra fifandraisa ho an’ny olom-pirenena.
Nankasitraka manokana ny orinasa KALDERA ihany koa Andriamatoa Minisitra noho ny fanohanany amin’ny fanatanterahana ity tetikasa stratejika ity.
#OloMahayRahaTsyVeryMandeha