Nihaona tamin’ny Minisitry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa : Dr Andriamampandry Todisoa Manampy, ny Masoivohon’i Maroc : SEM Mohammed Benjilany.
Nifantoka tamin’ny teboka telo lehibe ny fihaonana :
✅ Fanombanana ny fiaraha-miasa efa misy tao anatin’ny taona vitsivitsy teo amin’ny sehatry ny faampianarana sy ny fanofanana arak’asa, ahitana ny fandaharan'asa vatsim-pianarana sy ny fanamafisana ny fahaiza-manaon’ny tanora.
✅ Fivoaran’ny tetikasa ivon-toeram-panofanana arak’asa ao Antsirabe, nijerena ny asa efa vita sy ireo dingana mbola hotanterahina.
✅ Fametrahana vina sy laharam-pahamehana ho avy, amin’ny fanadihadiana ireo sehatra vaovao azo hanamafisana ny fiaraha-miasa ho fanatsarana ny sehatra.
#OloMahayRahaTsyVeryMandeha