Notanterahinβny Minisiteranβny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arakβAsa ny atrikasa famerenana sy fanombanana ireo asa niarahana taminβireo mpiara-miombon'antoka ara-teknika sy ara-bola (PTF), niaraka taminβny fampahafantarana ny Drafi-pampiharana Stratejika 2026-2027.
π Nandritra izany no :
* Nampahafantarana ny vina sy ny politikam-pampandrosoana entinβny Minisitry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana Arakβasa, Dr ANDRIAMAMPANDRY Todisoa Manampy.
* Nanombanana ireo zava-bita nandritra ny taona 2025
* Nanehoana ireo laharam-pahamehana stratejika aminβny alalanβny Β« Plan dβAction StratΓ©gique 2026-2027 Β»
π€ Maneho fankasitrahana feno ireo mpiara-miombonβantoka rehetra ny Minisitera noho ny fiaraha-miasa sy ny fanohanana sarobidy entinβizy ireo ho fampandrosoana ny sehatry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arakβAsa.
#OloMahayRahaTsyVeryMandeha