Efa miasa ve ianao ? Kanefa tsy manana diplaoma mifanaraka amin'ny traikefa anananao ?
Natao ho anao indrindra ny "𝗩𝗮𝗹𝗶𝗱𝗮𝘁𝗶𝗼𝗻 𝗱𝗲𝘀 𝗔𝗰𝗾𝘂𝗶𝘀 𝗱𝗲 𝗹'𝗘𝘅𝗽𝗲𝗿𝗶𝗲𝗻𝗰𝗲" ( 𝗩𝗔𝗘) na fankatoavana ny fahaiza-manao, karakarain'ny 𝗠𝗘𝗧𝗙𝗣 sy ny mpiara-miombon'antoka 𝗙𝗠𝗙𝗣.
Diplaoma 𝗖𝗔𝗣 (𝗖𝗲𝗿𝘁𝗶𝗳𝗶𝗰𝗮𝘁 𝗱'𝗔𝗽𝘁𝗶𝘁𝘂𝗱𝗲 𝗣𝗿𝗼𝗳𝗲𝘀𝘀𝗶𝗼𝗻𝗻𝗲𝗹) no azonao aorian'ny adina izay atrehanao. 
𝟮𝟱𝟬 no mpiadina ho raisina amina tanàna lehibe miisa 𝟭𝟬 manerana an'i Madagasikara.
Fisoratana anarana : 𝟭𝟲 𝗙𝗲𝗯𝗿𝗼𝗮𝗿𝘆 𝟮𝟬𝟮𝟲 hatramin'ny 𝟬𝟮 𝗺𝗮𝗿𝘁𝘀𝗮 𝟮𝟬𝟮𝟲. 
𝐅𝐈𝐒𝐎𝐑𝐀𝐓𝐀𝐍𝐀 𝐀𝐍𝐀𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐌𝐀𝐈𝐌𝐀𝐈𝐌𝐏𝐎𝐀𝐍𝐀
Manentana antsika hanatona eny anivon'ireo DRETFP isa-paritra raha mila fanazavana fanampiny.
#OloMahayRahaTsyVeryMandeha