MINISTERE DE L'ENSEIGNEMENT TECHNIQUE ET DE LA FORMATION PROFESSIONNELLE

"Olo mahay raha tsy very mandeha"

METFP

"Olo mahay raha tsy very mandeha"

FORMATION AMB

FORMATION AMB

CHANTIER ÉCOLE 
‎Mitohy hatrany ny fanofanana fohy ezaka na ny Apprentissage aux Métiers de Base (AMB) natolotra ny mpiofana teo anivon'ny LTP Ambositra .
‎Ny taranja BTP no nanaovana fampiharana tamin'izany : dallage sy enduit ny foto-drafitrasa (bâtiment) ao amin'ny LTP.
‎Ity fanofanana ity dia nanomboka ny alatsinainy 09 febroary ka nifarana ny zoma 13 febroary 2026 lasa teo. Nisy ny teoria mba hanamafisana ny fahaiza-manaon'ireo mpiofana.
‎Miasa 55 ireo mpiofana manao ny fampiharana : ny mpiofana ny FTS sy ny Lisea Teknika eto Ambositra.
#OloMahayRahaTsyVeryMandeha

Loading…
Loading the web debug toolbar…
Attempt #