Fankalazana ny 8 Martsa tao Antsirabe.

Fankalazana ny 8 Martsa tao Antsirabe.

Fankalazana ny 8 Martsa tao Antsirabe.

♀️Ambompihaonan’ireo fikambanam-behivavy manerana ny Nosy ny tao Antsirabe amin’izao fankalazana ny andro natokana ho an’ny zon’ny vehivavy izao.
📌Samy naneho ny fitafy mampiavaka ny faritra nihaviany ny rehetra nandritra ny filaharana natao teo amin’ny « Vélodrome Antsirabe ». افضل موقع العاب اون لاين

📣Anisany nandray anjara tamin’izany ireo vehivavy avy amin’ny fitaliavam-paritry ny fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa_Vakinankaratra, izay notarihin-dRamatoa Minisitry ny ETFP – VAVITSARA Rahantanirina Gabriella. لعب الروليت

🇲🇬 Nosokafana tamin’ny fandraisam_pitenenan’ny Ramatoa Mialy RAJOELINA ny fankalazana, nandimby azy taorian’izay ny kabary natao’ny Filoham-pirenena Andry RAJOELINA, izay tonga nanome voninahitra ny lanonana.

©️ DREFTP Vakinankaratra/Mars 2022
Photos : Faritra Vakinankaratra Ofisialy
DRETFP Vakinankaratra

𝗠𝗘𝗧𝗙𝗣 I 𝗢𝗡𝗚 𝗦𝗼𝗹𝗮𝗶𝗿𝗲 𝘀𝗮𝗻𝘀 𝗳𝗿𝗼𝗻𝘁𝗶è𝗿𝗲𝘀 : 𝗵𝗶𝗿𝗼𝘀𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗺𝗽𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮 𝗲𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝘀𝗲𝗵𝗮𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗮𝗻𝗴𝗼𝘃𝗼 𝗮𝘇𝗼 𝗮𝘃𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗵𝗲𝗿𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗺𝗮𝘀𝗼𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle